Shalom, tongasoa indray ato amin’ny asa fanompoana JDM

Fifaliana ho anay ny mandray anao amin’ity tranokala ity ary manonona ny fiadanan’ny tompo

Ny tanjona dia ny hitarika ny olona ho amin’ny fanjakan’ANDRIAMANITRA amin’ny alalan’ny fiderana sy fitoriana an-tsehara sy amin’ny fomba rehetra …

Ato ihany koa no ahitanareo ny vaovao rehetra mikasika ny tarika

C’est avec une immense joie de vous recevoir sur ce site et sue la paix de DIEU soit avec vous .

Notre objectif principal c’est de ramener les peuples dans le royaume de DIEU à travers la louange et evangelisation dans des concerts ou d’autres formes possible .